|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 na dia ... aza |
| Singan-teny | 2na, 3dia, 4aza |
| Sokajin-teny | 5 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
6Izay mampiditra fehezan-kevitra enti-milaza na fiaikena fa tsy araka ny tokony ho izy ny toe-javatra: Horaisiko ihany ny fangatahanao na (dia) efa tratra aoriana aza, na fanekena ny fisian' ny toe-javatra iray: Na maro aza ny voninkazo, mbola ny raozy ihany no tiako.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7even, though, although.
[1.2] 8although. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9sans: Nanao izany izy, na dia tsy nasaina nanao aza (Il a fait cela sans qu'on le lui ait dit).
[1.4] 10même si, quand même. [1.8] |
| Tovy hevitra | 11na ... aza |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|